Hankany amin'ny vontoatiny

Malus

Avy amin'i Wikipedia
Foto-paoma misy voany (Malus domestica)

Ny Malus dia antokon-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Rosaceae, fantatra amin' ny anarana hoe paoma. Zavamaniry matanjaka manana toetra mahasoa maro ny karazana ao aminy. Ity antoko ity dia ahitana karazana hazo na hazobotry efapolo eo ho eo, ny tena manan-danja indrindra amin' ny sakafon' olombelona dia ny paoma famboly (Malus domestica). Ankehitriny dia zana-karazana sy ovan-karazana ambolena 20 000 mahery no fantatra. Na dia mamokatra vony sy voa aza ny hazo paoma rehetra, dia misy ny karazana ambolena hatao haingo fotsiny noho ny voniny na ny voany mahafinaritra.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny karazana sy ny safiotra ao amin' ny antoko Malus araka ny The Plant List (13 Mey 2017)[1]:

Inty ny karazana 36 sy safiotra 4 ekena ao amin' ny antoko Malus araka ny Plants of the World Online[2]:

Napetraka tao taloha:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
  1. The Plant List (2013). Version 1.1. Published on the Internet; http://www.theplantlist.org/, consulté le 13 mai 2017. (Arsiva)
  2. "Malus Mill". Plants of the World Online. Royal Botanic Gardens, Kew. Notsidihina tamin' ny 17 Desambra 2023.