Hankany amin'ny vontoatiny

Jabo

Avy amin'i Wikipedia

I Jabo[1] dia reniranon' i Madagasikara manompo an'i Betsiboka (ony any amin' ny faritra avaratr' i Madagasikara, mivarina any Mahajanga). Ny renirano Andranobe no mamompo azy. Ao avaratra atsinanan' Ambohitrolomahitsy no ipoirany. Alohan'ny hihaonany amin'ny renirano Andranobe dia antsoina amin'ny anarana hoe Sahasarotra izy.

Any akaikin'i Antanetibe no misy ny loharanony.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]