Hankany amin'ny vontoatiny

zandary

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Anarana iombonana

zandary

  1. Gendarme.
    • Nitsangana ny zandary roa lahy hamonjy an' I Bory.
  2. Mpiambina milamina sy mpanao asa miaramila.
  3. Olona miandraikitra ny fandriam-pahalemana sy ny filaminana, ary manao raharaha miaramila.