Hankany amin'ny vontoatiny

miandany

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Matoanteny

miandany

  1. Misafidy sy manohana ny lafiny iray na ny antoko iray.
    • Tsy miandany amin'ny mpitokona akory izy.
  2. Momba sy manaraka olona na vondrona iray.