Hankany amin'ny vontoatiny

imponente

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Italiana

[Ovay]

Mpamaritra

imponente

  1. zavatra lehibe, mahavariana, mahatalanjona

Famakiana fanampiny

imponente in Treccani.it – Vocabolario Treccani on line, Istituto dell'Enciclopedia Italiana

Tsiahy

Portogey

[Ovay]

Mpamaritra

imponente

  1. zavatra manetriketrika (lehibe sy mahavariana noho ny endriny, ny halehibeny, ny fahalehibiazany na ny fahamendrehany)

Fanononana

  •  

Famakiana fanampiny

imponente” in Dicionário Priberam da Língua Portuguesa.

Tsiahy

Espaniola

[Ovay]

Mpamaritra

imponente

  1. zavatra izay manery
  2. zavatra mahavariana sy mahatalanjona

Famakiana fanampiny

imponente”, in Diccionario de la lengua española, Vigésima tercera edición, Real Academia Española, 2014

Tsiahy