Hankany amin'ny vontoatiny

Yucca

Avy amin'i Wikipedia
Yucca gloriosa

Ny Yucca dia antokon-javamaniry izay miseho amin' ny endrika hazobotry sy hazo, ao amin' ny fianakaviana Asparagaceae, ao amin' ny filaharana Asparagales. Ny karazany miisa eo anelanelan' ny 40 sy 50 ao aminy dia fantatra amin' ny fisian' ny raviny maitso lalandava, henjana, miendrika sabatra ary ny felany lehibe misy voniny fotsy. Izy ireo dia teratany any Amerika sy Karaiba amin' ny toeram-paniriana isan-karazany, manomboka amin' ny ala mando trôpikaly sy ny tontolo iainana sobtrôpika mando ka hatramin' ny tany efitra mafana sy maina ary hivoka.

Karazana misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]

Sary galeria

[hanova | hanova ny fango]